Strict Standards: Only variables should be assigned by reference in /var/www/clients/client5/web10/web/components/com_k2/views/comments/view.html.php on line 21 Strict Standards: Only variables should be assigned by reference in /var/www/clients/client5/web10/web/components/com_k2/views/comments/view.html.php on line 30

Rapporter un commentaire

Raha ny Zava-nisy nahakasika ny baolina kitra hatramin'izay dia ireo olona tsy dia nilomano loatra tamin'ny fitantanana club no mpitantana foana ny Baolina kitra hatramin'izay. Fotoanany izao ka aoka mba ho olona efa milomano ao anatin'izany no tokony hapetra eo. Fa tsy izay olona malaza avy any amin'ny Taranja hafa avy any no hihevitra ny hampandroso ny kitra Gasy.
Raha ny marina ihany koa aloha mba hijerena sy hitsarana marina fa ny fitantanana no tsy nety teo aloha dia raha ny hevitro ao ho olom-baovao mihintsy no ho eo mba tsy hisian'ny fifanomezan-tsiny.